Sakafo Vita Malagasy

4 days ago
Miarahaba eee
Hiresaka.momba
Aphte
na
Bay amim vava
isika androany ,Maro antony mahatonga azy ,ohatra oe Tazo tsy vaky , eny na dia voakaiktrao aza lelanao dia mampisy fery ,any ka mitarika fahamgirifirina vao misokatra vava sy ny tsy fahafahana misakafo tsara sy miresaka ,
Indro ary misy torohevitra kely mba hitsabontsika Aphte io
Ny Alamo
Ny Alamo dia sady Antibacterien no Anesthesiant , izany oe sady mamono microba izy no manala fanaintainana , Alaina ny alamo avela hipetraka amin toerana misy ilay bay
Ravin’Akondro
Maka ravin’akondro , sasana madio tsara
ary ampangootrahina amin’ny rano
1 litatra , asina sira iray sotro
, rehefa mangotraka dia esorina ilay ravina
,ary avela ho angatsiaka , io atao fanotsanam-bava
,
Karibonetra , na bicarbonate
Ararao ao anaty rano iray vera
ny karibonetra iray sotro kely
ary iny no anontsanana vava isak’avy misakafo na rehefa manaintaina ilay fery
..
Ireo ary torohevitra kely azo naroso ho anao ka dia Mirary Soa hatrany
Nb: Tsy miaraka atao ireo fa manao safidy zay mety aminao
Fanamarihana ; Rehefa tena hita fa marary tsy zaka dia tsara foana manantona mpitsabo ,

Articles recommandés

« Fivorian’ny Mpanjaka: Vaky Zavatra Ambohimangakely »

Découvrez les délices du Foie Gras Cru !