Sakafo Vita Malagasy

Ndao hianatra base genoise indray isika fa betsaka izao no mbola tsy mahay azy ity:
Base pour 1 personne :atody 1,siramamy 1 sotro lehibe, lafarine 1 sotro lehibe(atao ilay sotro gasy ireny raha misy)
*sarahana ny tapotsin’atody sy ny tamavony, ka kapohina ho ferme tsara ny tapotsiny(azo ahoaka ny vilia bol nikapohana azy rehefa ferme izy), sady mikapoka no mandefa ny 1/3 ny siramamy
*kapohina ilay tamavony sy ny ambina siramamy ka afangaro @ ilay tapotsiny rehefa mifangaro tsara, tohizana kapohina hatrany
*alefa @ izay ny farine ka tamiser-na no atao in-3 mandrotsaka, rehefa manafangaro azy fotsiny dia atao mora no sady atao manao virgule(avy ambany no akarina ambony ny Maryse) vita izay de araraka anaty moule efa nasina menaka sy taratasy, ary alefa anaty lafaoro efa mafana 180° 20min

Articles recommandés

Mozzarella Vita Malagasy : Délicieuse et Pratique

Esturgeon à la pizza : Osez l’inattendu

Petit Sucre : Mignardises gourmandes et raffinées