Sakafo Vita Malagasy

Fiompiana Akoho: Fiofanana Vaovao ho anareo Malagasy

June 28 at 5:32 PM
Misy mpiompy ve ato amin’ny pejy oo ?
Samia ary mba mipoitra kely ao amin’ny commentaires fa manana VAOVAO LEHIBE ho anareo indray izahay e.
Satria maro be ianareo no nangataka dia ireto indray ny fiofanana antsika:
22 Jolay : Fiompiana kisoa matihanina
23 Jolay: Fiompiana akoho gasy nohatsaraina
24 Jolay: Fiompiana akoho manatody lava
25 Jolay: Fiompiana akoho fakana nofo
Miezaka manome zavatra feno sy mora raisina ho anareo foana izahay ka izay indrindra no nanatsarana ny fiofanana.
Fandrio dieny izao ara ny toerana sao taraiky fa voafetra ihany ny toerana an
Manasa anao andefa MP na miantso ny : 034 50 067 89
#MalagasyMandroso #Fiofanana #Kisoa #Akohogasy #Fakananofo #Manatodylava

Articles recommandés

Formules de Provandes pour Volailles: Kisoa, Akoho Gasy, Fankana et Manatody Lava