Tena anisany mpahazo ny olona maro amin’izao vanim-potoana izao ny olan’ny fo ,na zaza ,na ankizy ,na tanora na olon- dehibe dia tratran’i fikorontan’ny fo io ,kanefa dia tsy hita soritra ilay fototr’ aretina .
Matetika dia somary mitovy foana ny fitrangan’ izany aretin’ny fo izany
– Misentosento lava tsy ahoan- tsy ahoana
– Lasa manana fihetsem-po mora malahelo,ary somary marivo ranomaso aza ny sasany
– Lasa misy zavatra manindrona manevika miakatra any amin’ny fo ,ny ilany havia matetika no misy an’io zavatra manindrona io
– Lasa kely aina sy mora reraka ny vatana ,tsy mihazona Calcium ny vatana ,mora ritra ny calcium sy ny magnésium amin’ny vatana ,ka lasa mora manavy na mangorana ny vatana indraindray.
-mitady ho sempotra refa manao Effort mafimafy na miakam-piakarana kely na matory ka iva ny ondana
– Lasa mizihitra ny kibo na mivonto ny tanana sy ny tongotra ,ny tarehy ,lasa binabina ny vatana
– Malain-komana ,mora voky
– Volivoly ny tanana sy ny tongotra , indrindra ny ilanao havia
– Tsy dia mahita tory indraindray ,na matory dia taitra dia avy eo tsy mahita tory intsony
– marary andoha matetika ,sy manjavona ny maso indraindray ,no sady fanina
Anisan’ny fototra mahatonga an’ io fikorontan’ny fo io dia vorika miparitaka raha lehilahy no voany ,fa lafika miparitaka kosa raha vehivavy no misy azy ,izany hoe efa mivangongo be ilay vongan-drivotra ao anaty dia lasa miparitaka misandrahaka misondrotra mankany amin’ny fo ka lasa feno rivotra ny fo ka lasa tsy miasa ara-dalana na mikorontana mihitsy ny fiasan’ilay fo ,refa tena mibosesika ilay rivotra @ fo dia mitarika mivontosan’ny fo mihitsy izany ka misy aza lasa mandalo fandidiana fo tsy fidiny
Matetika tsy hitan’ny échographie na scanner na ny radio sy ny fitaovam- pitiliana maro io aretina io
RA EFA TAFIDITRA AO ANATINI ARETINA IANAO DE MANDEFASA MESSAGES PRIVÉ AVY ATRANY
BOKI PDF TSY MISY RESAKA PILE NA PRODUIT FA ZAVAMANIRY SY LEGUME IANY NO ATORO ANAO
MANDEFASA MESSAGES (MP)
Fikorontan’ny Fo: Soritr’aretina sy Famaritana
