Tia Akoho Race
16 hours ago
Salama e
Toy izao anie ny fikarakarana ireny akoho ireny vao tonga ohatran’ilay tadiavinareo fona hoe Angaha tsy misy lehibe? Lehibe? Lehibe?
Mbola ahitana tantara samihafa anie vao mahalehibe azy itony e
na dia hoe vetivety ary fa ao anatin’izay fotoana vetivety izay anefa dia tena zavatra maro
Izy ireto izao dia Kuroiler 12andro(12jour)
Ilay tena tsy mamitaka satria dia tena mahafeno ny fepetra maha kuroiler azy
*Inona no manakana anao tsy hiompy?
*Inona no vato misakana tsy ahatafavoaka anao anaty fiompiana?
*Matahotra ilay paosy marary satria betsabetsaka iany ilay vola miala ve?
Afaka miditra hafatra miafina raha toa ka misy fanontaniana manitikitika anao
Izahay eto amin’ny pejy dia mirary fahombiazana ho antsika mpiompy rehetra
#Tia_Akoho_Race
#Kuroiler
#Fiompiana_ampitiavana
Vy sary mampahery aroso iva iva_TRANO TIAKOHO.
