Sakafo Vita Malagasy

2 hours ago
CITRONNIER
na CITRON MEYER
Greffe io an,ilay 4 saison na mamoa mandava-taona,ilay vety2 dia mammoa no sady tsy mibahan-toerana be fa iva2 hatrany
15.000ar ny zanany
Misy efa mamoa anaty pot 40.000ar misy karazany hafa koa(mandarine greffe, orange greffe Washington..)
Mp avy hatrany na miantso mivantana
034 79 787 12
Manao livraison sy mandefa faritra rehetra tompoko

Articles recommandés

Taille S M L Xl – Livraison Tanà et Province

Corps d’esturgeon frais, tranché et prêt à cuisiner