Sakafo Vita Malagasy

July 16 at 6:31 AM
Nohon’ny fangatahan’ny maro dia averina indray ny formation manamboatra FROMAGE isan-karazany sy Pâtisserie sns eto Antsirabe ety amin’ny Les Fioretti Andranonahoatra akaikin’ny hôpital Marokana mba hanomezana fahafaham-po ny rehetra arak’izao lamina izao:
Zoma 2 août
8h30
Pâtisserie : gâteau d’anniversaire, cake marbré, madeleine
Sabotsy 3 août

Amin’ny 8h30:
Fromage 1: fromage au citron, fromage dur, fromage fondu, crème fraîche, beurre

Amin’ny 10h30:
Fromage 2: fromage Gouda gruyère, Camembert, mozzarella
Amin’ny 1ora:
Glace isankarazany sy esquimaux au chocolat
Amin’ny 2h30:
Yaourt isankarazany sy Yaourt à boire

Sarany:
2 alina fotsiny isaky ny andiam-piofanana!

Iantohanay ny ahaizanao an’ireo satria afaka miasa avy hatrany ianao aorian’ny fiofanana ary hisy Attestation hoan’izay mila izany!

Tsy miantoka ingrédients ny mpiofana

Izay liana amin’ny fiompiana manarapenitra toy ny fiompiana kisoa, akoho gasy nohatsaraina, omby, gana matavy sns dia iangaviana hiantso anay

Filan-kevitra :
0341591925
0331966730

Araraoty fa vonona hanome ny tsara ho anao hatrany ny Association Fleur Bleue nandritra izay 25 taona nampiofanany izay.
« Izay tia fiofanana tsy maintsy mivoatra »

Articles recommandés

Bento cake à 20 000Ar : Café ou Vanille ?

Gâteau de riz traditionnel : Un délice pour vos occasions