ary faly koa izahay mahazo ireo kihana entina ho fanatsarana
Mankasitraka indrindra anareo rehetra
Mbola mitohy ny fandraisana commande
Vidiny tsy miova 1500Ar
Tsirony koa tsy miova fa amin’ilay nahafapo anareo foana
Antsoy ny 0344569252 na Mp avy hatrany
Mirary soa oh
Kihan’akoho Tsiro Tsy Miova – 1500Ar
