21 hours ago
Idée collation protéines !?
Sa ptit déj ?? Mety daholo
Isany sakafo végétal be protéines sy manana profil ana acide aminé mifanaraka amin’ny vatan’olom-belona ny soja
Mety manahirana kely ny mihinana azy atao laoka noho ny tsirony somary hafahafa
Ka atoroko fika hafa ianao ary eh
Cookies
salé sucré
Andrahoina ho masaka ny soja (tonga dia asina sira izay hitiavan-tsika azy), ritina mba tsy hahavery ny tsirony.
Rehefa masaka dia potehina ho lasa toy ny pâte-na mofo ( atao mifotetaka), ampiana farine na maizena mba hahazo pate somary madity kokoa ( izany hoe tsy be rano be fa somary maimaina kely)
Endasina amin’izay avy eo
Rehefa masaka vao rarahana siramamy
Mazotoa ary eh
#StepBySteph
#kotrana_ao_an_trano
Idée collation protéines pour petit-déj nutritif
