>>>>Nifankatia taloha fa taty aoriana niova be ny fietsiny, ilay tambitamby fanaony isan’andro dia efa tsy ataony intsony izao, lasa tara refa mody, tia revy… sns nefa izy milaza hoe mbola tia.
Matoa mitranga ireo dia misy tsy mahaliana azy ny ao antrano na ny zavatra ataonao
>>>>Hoy aho matetika amin’ireo mandray anjara aty amin’ny mp: raha te hisintona ny fon’ny vadinao ianao dia any amin’ny fahalemeny jereo voalohany, tsy misy afa tsy izay ihany. Tokony ho fantatrao aloha hoe inona avy ny tahotra hananany, fantaro manarak’izany koa ny zavatra tiany.. . sns Toy izany koa raha maditra ny vadinao fandrio amin’ny fahalemeny ihany fa raha tena misy izay dia tokony hanaiky anao raha ampamatorana no anaovana azy.
Mirary soa ny rehetra indray
« Quand l’amour se transforme : Comment reconquérir son cœur ? »
