Sakafo Vita Malagasy

Miarahaba antsika rehetra
Sahirana tokoa ny malagasy zao nefa mba tia hihinana sakafo madio sy mba azo antoka.ity ary ny tolotra vaovao omena anareo.
SAKAFO MALAGASY EN BARQUETTE
Manomboka am 3000ar
Henakisoa ritra
sosisy
boulette
4000ar
tilapia lafika anandrano
cotelette sauce
Fangaron daoka
anamadinika
tsaramasao
Vary fotsy na vary mena
Livraison gratuit amin’ireto toerana ireto
Anosy,ampefiloha,andavamamba,mahamasina.
Afaka atao commande groupé dia misy frais 3000ar
Contact : 034 29 777 04
NB: Mbola voafetra ny fandraisana commande

Articles recommandés

« Chez Nous : La saveur du canard à Madagascar »

« Dernière Soirée BBQ avant la Rentrée – Ricky »

Charcuterie Poulet Maxiro: Goût et Qualité