Sakafo Vita Malagasy

Famonoana sary hafa amin’ny fandefasana ny endamitivana!

Ity pâte au beurre ity dia faran’izay matsiro,ny endriky ny pâte dia azonao hovaovaina araka izay tianao fa tsy voatery mitovy amin’io ihany akory arakaraka ny modely misy havoakan’ny machine à pâte izay tianao mintsy
ZAVATRA ILAINA
1kg de farine tout usage
3 oeufs gros calibre ( lehibe)
150g de beurre( dobera vita avy rononon’omby fa tsy margarine)
Farine kelikely hararaka hiasanao azy
(Tsy mampiasa lévure sy sira eto)
FIKARAKARANA
Sivanina ny lafarinina
Dia araraka eo ambon’ny latabatra na surface madio ataovy somary misavovona
Asio lavaka eo ampovoany dia vakio sy araraho eo ambonin’ilay lafarinina ny atody sy ny dobera efa natsonika matimaty
Afangaroy tsara amin’ny tanana madio
Ary hoseo mandrapahazo pâte tsy miraikitra amin’ny tanana intsony,atao boule tsara nefa malefaka,hosena mandritra ny 5min dia ampy
Havelao hipetraka kely ilay pâte haka aina minitra vitsivitsy saromana sachet film mba tsy hangatsika ka ho lasa mafy ilay pâte
Afaka miasa ilay pâte amizay ianao manafisaka azy tsara amin’ny machine dia vita ny pâtes au beurre nao, heno tsara ihany koa rehefa mihinana azy ilay fofona sy tsirona vrai beurre iny
Amin’ny manaraka indray aho mizara ireo karazana sauces de base maro rehetra mampiasa beurre tena matsiro eo amin’ny tontolon’ny cuisine rehetra fanao amin’ny pâtes sy hena ary hazan-drano isan-karazany
Mirary fahombiazana hatrany dia mazotoa mikarakara
Bon Beurre De VaBon Beurre De Vakinakaratra
+4

Articles recommandés

[ « Poulet Vivant : Frais & de Qualité », « Poulets Vivants : 2kg en moyenne », « Commandez vos Poulets Vivants », « Poulets Vivants : Disponibles dès maintenant », « Sera Akoho : Poulets Vivants Frais », « Poulets Vivants : 2kg, commandez dès maintenant », « Poulets Vivants : Qualité & Fraîcheur », « Poulets Vivants : Idéal pour vos repas », « Poulets Vivants : Frais & Prêts à Cuisiner », « Sera Akoho : Vos Poulets Vivants » ]