Sakafo Vita Malagasy

Poussins Kely AUSTRALORP | Race Rare avec Parents Miavaka

5 hours ago
· Antananarivo
EEE!!!
IANAO IO MIHITSY, …ENY OA
SARY TENA IZY DAHOLO IREO ALEO TSY MIFAMITAKA E
Mbola haneji-drivotra fotsiny indray…efa rano raraka iny
Atreho amin’izay ny ho avy dia ‘ndao hiaraka aminay
TSENANTSIKA REHETRA
Fotoana izao, tapaho ny hevitra fa raha fiompiana izany tsy hahafatiantoka anao mihitsy, indrindra anatin’izao fiakaran’ny vidim-piainana izao:
Poussins kely
AUSTRALORP no race eto, mbola mitana ny « record » tompon-daka raha hanatody lava (manaova fikarohana kely)
Bika aman’endrika koa anefa tena miavaka, jereo kely ange ireo « PARENTS » e
Omenay anao daholo ny paika sy teknika rehetra hahavanona tsara ny fiompinao rehefa mividy ato aminay ianao.
Miandry anao ary izahay e, soraty ny hafatra fa valianay avy hatrany( any amin’ny message privé) na koa tonga dia miantso fa raisinay am-pitiavana be:
0343978987/0326958455
Livraison Tana &Provinces
#ho_anao_mihitsy_io
#ny_tsara_hatrany
#tsenantsikaRehetra_ofisialy

Articles recommandés

Produits de canard fraîchement arrivés!