Sakafo Vita Malagasy

Izara menu ho an’ny rahampitso talata 10/09 ndray zahay an
Efa anatin’io prix io ny barquette sy ny sotro / fourchette (à jeter)
Afaka mijerijery ny sakafo zay efa nataonay ao @ pejy ianareo
Tsara foana atreto (tsy matik’ambo kosa e huhu
Livraison gratuite ankorondrano sy Ivandry an
Livraison gratuite ihany kosa sy +4plats à commander rah tsy ao @reo zone ireo ianao
Ndao ary e
Ps menu de la semaine efa ao an

Articles recommandés

« Maîtrisez l’art de la charcuterie : Formation pratique »

« Le Plaisir de Récolter Ses Propres Légumes »