Noni Akmà
about an hour ago
Resaka Noni
Ny saha edenan’ampotokarena dia » Mpamboly Noni . Niomanana Ary nosoratana natao tetik’asa ( projet ) ny FAMBOLENA , FANODINANA ny Noni satria Fanafody.
EFA niomananay n’y fomba hatao , n’y fitaovana @ hahazoana Ranony hamidy , hahazoam-bola.
Nianarana ( pratique) n’y fanotrehana hahatonga azy ho lasa divay Noni.
N’y tombony @ hoe lasa divay ou VIN Dia tsy miova n’y fofony , voatazona 100% n’y heriny . Aotrika 4 a 5 mois Ary EFA voaomana ny fandaharam-mpotoana fanotrehana.
Fady n’y Noni aty @nay izany hoe » HATSINDRAHAKA , hi-traine, hipetrapetraka eny ho eny , hihatonan’ny LALIMANGA » ! TSIA DIA TSIA ARY FADY ( sandragna ).
Vao miala @ tahony Dia ao anaty Bidon hanotrehana azy ( fermentation )
Izay no tombony azonay sy ny Ianareo mpanjifa = VOAHAJA NY FENITRY NY FADY SY NY FAHADIOVANA .
Jereo n’y sary fa anay DAHOLO IREO.
Misy point de vente TANA .
MISY POINT DE VENTE SY FOIBE FIANARANTSOA
Mivarotra en gros s’y détails
Mivarotra bruite EFA miaraka @ Bidon
Mivarotra zanany sur commande
Le roi des herbes 034 01 043 75 ou mp
Noni Akmà
« Noni : Le Secret d’une Santé Optimale »
