Sakafo Vita Malagasy

Local business
Send message
Agrivet
19 hours ago
Malaina ny isakafo ve ny trondronareo na kamokamo ihetsika ?
Mety resaka « taux d’acidité » an’ny rano no anisan’ny mahatonga izany.
Na fiompiana anaty dobo na « hors sol » no ataonao dia tsara foana ny mampiasa « ph mètre* » ary eo anelanelan’ny 6,5 hatramin’ny 8,5 no tena mety.
*Afaka jifainao ety amin’ny Agrivet Ambohibao.
INFOLINE : 034 49 510 42
#Agrivet #Agrishop #fiompiana #trondro #pisciculture #Antokynyvokatrao #accessoires #dobo #hors_sol

Articles recommandés

« Musique et élevage : La solution pour des animaux plus sains ! »

Formules de Provandes pour Volailles: Kisoa, Akoho Gasy, Fankana et Manatody Lava

Bookafé : Restaurant, Prière & Culture à Antananarivo