Maro ianareo no mbola tsy nahazo ilay vorotsiloza vatony efa tsy ho ela Dia manatody ,efa Tonga ndray ATo n’y arrivage manaraka ho anareo mbola tsy nahazo tamin’ny arrivage voalohany iny
N’y vorotsiloza ATo aminay mo Dia efa fantatriny maro fa sady ngeza tsara daholo no matavy tsara afaka atao loka tsara
Ko raha tao anatin’ilay mbola tsy nahazo Ary ianao Dia aza misalasala miditra hafatra miafina fa valiko daholo
N’y vidiny moa Dia tsy miova fa 75.000ar n’y iray
Manodidina eo @4kg mahery kely eo
Ko atovy Ary ny commande nao fa maromaro vitsivitsy iany izy ato
Vorotsiloza : Arrivage Frais, 4kg+ ! 75.000 Ar
