a day ago
Iza ilay tsy mahalany sakafo raha tsy misy #sakay
Ilay mitsofatsofa sy tsemboka kely rehefa mihinana azy
Kopa-tanana ho anareo
#piment
#malagasytv

a day ago
Iza ilay tsy mahalany sakafo raha tsy misy #sakay
Ilay mitsofatsofa sy tsemboka kely rehefa mihinana azy
Kopa-tanana ho anareo
#piment
#malagasytv
Matsiro kely
Bonne jornne
Rambonomby sy tsaramasso
Tsy mampihino lay voaloboka 3 kg ny 1 tangozana, vokatra e Kanto loatra sady mamy
Mbola tsaramasso Lena sauce no laoka
Cote d’agneau aux four
Saody mba misy anao laoka Anana na ko légume androany matsiro kely
Avia ijery sary ary e
Bonne journée
+17