Mpanao Lafaoro Gasy
6 days ago
Miarahaba tompoko
Izahay dia manao lafaoro gasy isakarazany
Four pizza au feu de bois
Four pâtisserie
Fumoir
Barbecue
Efa afa

Mpanao Lafaoro Gasy
6 days ago
Miarahaba tompoko
Izahay dia manao lafaoro gasy isakarazany
Four pizza au feu de bois
Four pâtisserie
Fumoir
Barbecue
Efa afa
15 hours ago
Zanaka akoho gasy 20 isa 3 semaine sy 2 semaine mahery salama sy matanjaka tsara
Prix 85000ar izy rehetra
Aty Ambohimangakely
0348276779
February 8
Fotonan’ny aretina
akoho izao nohon’ny fiovaovan’ny toetr’andro, isan’ireny ny « SERY na ny GRIP CORYZA ». Izy dia aretina azo avy @ loto ary mifindr
Ilay carreaux ny vodiny
57 000ar
Livraison possible
a day ago
Ny fanomezana hasina tongologasy 1 ho an’ny akoho kely dia manala ny kankana ao anatiny
FAMPIASA AZY: Potehina dia kakàna azy
Hasiny 2 ho an’ny vanton
2semaine maery
30 isa
6 hours ago
Salama e!!
AMIDY Akoho POULARDE eo @ 2kilos eo lanja velona. Mbola manatody 55% à 60%
Prix: 25 000Ar ny iray.
Mp ou 034 51 842 42/0330822164
2kg moyenne izy velona
Afaka tonga de mamoly ihany ko zay
Misy isa ze ilainao
Mp na 0348494291
Toerana:Jovena 67ha
Maro ianareo no mbola tsy nahazo ilay vorotsiloza vatony efa tsy ho ela Dia manatody ,efa Tonga ndray ATo n’y arrivage manaraka ho anareo mbola tsy nahazo tamin
Fitsaboana Akoho Amam-borona Natoraly
10 hours ago
Tena miha mafy ny aretina pahazo ny akoho amam-borona eto amintsika, isan’ireny ny barika, mbola misy stock h