Sakafo Vita Malagasy

a day ago
Mety efa nisy fotoana ve tsy nahalevon-kanina ny biby fiompinao na nanova sakafo ihany koa ka nivalana tsy laitra aveo?
INDRO HOMENAY VAHAOLANA IANAO ETO
—————————————–
Maro be ny fomba azo hampiasaina raha ireo no resahantsika, fa eto kosa ny ady gasiny no andeha hitondrantsika ny vahaolana dia ny fampiasaina #vinaigre na #vinaigre_de_cidre (Jereo fa efa misy fanamboarana vinaigre maro ny fizarana tany aloha)
Vinaigre 1 sotro lehibe
Isaky ny rano 1 litatra
AHOANA NO FAMPIASÀNA AZY?
Afangaro amin’ny rano fisotron’ny biby isan’andro, mandritra ny fotoana hilàna azy, dia ho hitanao fa hivaha ny olana
Ampiasaina raha tsy mahalevon-kanina ny biby fiompy, na amin’ny fanovana sakafo, na izy malaindain-komana iny na, na te hanatsara ny fitombony amin’ny alalan’ny fandevonan-kanina tsara rindra ianao
Aza hadino, mikarakara fiofanana manokana izahay natao ho anao te handraharahana amin’ny asa fiompiana tena mampidi-bola
_ANTANANARIVO: 26 – 27 – 28 – 29 AOGOSITRA
Mahombiaza àry tompoko, aza misalasala raha misy fanontaniana
– Malagasy Mandroso – 034 50 067 89
– Mpiaramiasa: Tranombarotra LIDA Anosibe

Articles recommandés

Couveuse Yaourtière Fanakotrehana : Economisez et Produisez !

Apprenez à faire du fromage et de la crème fraîche, élevez des animaux avec un petit budget !