Home

Product/service Send message Fiompiana Fihariana is feeling sociable in Madagascar. Hey Graine de Stylosanthes #Disponible en tonnes #Taux de germination élevé #Qualité assurée #Utilités : couverture du sol, Capacité à fixer l’azote dans le sol, légumi

Product/service
Send message
Fiompiana Fihariana is feeling sociable in Madagascar.
Hey
Graine de Stylosanthes
#Disponible en tonnes
#Taux de germination élevé
#Qualité assurée
#Utilités : couverture du sol, Capacité à fixer l’azote dans le sol, légumineuses pérennes, évidemment une fourrage de très bonnes qualités
#Livraison gratuite si commande +200kg

COUVEUSE CARTON Ilay fampianarana manakotrika atody aminy fomba tsotra nefa mahomby.Afaka atao vadinasa tsara. Afaka mianatra daholo na any amin’ny faritra ary. Afaka atao courant jirama, panneau solaire, batterie ary jiro petrole Mp ary raha mahaliana an

COUVEUSE CARTON
Ilay fampianarana manakotrika atody aminy fomba tsotra nefa mahomby.Afaka atao vadinasa tsara.
Afaka mianatra daholo na any amin’ny faritra ary.
Afaka atao courant jirama, panneau solaire, batterie ary jiro petrole
Mp ary raha mahaliana anao
Misy sarany.
+2

Matetika isika rehefa mamboly dia tsy ilaozan’izay misy ahi-dratsy mitsiry foana e ? Raha toa ka voly vary anaty rano na an-tanety no asiana resaka dia ny fampiasana RIFOR 500 EC no soson-kevitra atolotr’i Agrivet ho antsika mpamboly anio. Sady azo ant

Matetika isika rehefa mamboly dia tsy ilaozan’izay misy ahi-dratsy mitsiry foana e ?
Raha toa ka voly vary anaty rano na an-tanety no asiana resaka dia ny fampiasana RIFOR 500 EC no soson-kevitra atolotr’i Agrivet ho antsika mpamboly anio.
Sady azo antoka no mandaitra, fantaro ary fa ny 1 LITATRA amin’izy ity dia hahavitana 1Ha be izao. Aza adino fotsiny fa mila afangaro amin’ny rano 300L ka hatramin’ny 500L izy io alohan’ny ampiasa azy.
#Agrivet #Agrishop #Herbicide #Voly #Vary #Katsaka #Rifor #Fambolena #AntokyNyVokatrao #Manavaka