2 others MANJAMANJA FONA WA KI REFA MIARAKA AM MANJA MALANDY eee Tsy tara mintsy izahay ny mamoaka sy mikaroka zava-baovao fona ho antsika , mba hampamanjamanja anareo , satria izay mihintsy no tanjonay . MASQUE DE RIZ : Masque visage vita am ko

2 others
MANJAMANJA FONA WA KI REFA MIARAKA AM MANJA MALANDY eee

Tsy tara mintsy izahay ny mamoaka sy mikaroka zava-baovao fona ho antsika , mba hampamanjamanja anareo , satria izay mihintsy no tanjonay .
MASQUE DE RIZ
: Masque visage vita am kobam-bary sy ronono ary natoraly 100%

ireto avy ny soa azo avy aminy:
Manazava endrika eo noho eo : izany hoe vao avy mampiasa azy ianao tonga de mazava bé ny endrika .
Manafaingana ny fanadiovana ny tarehy .
Manala mony tena haingana bé
Mampatevina ny hodi-tava : tena mety tsara ho an’ireo manana hoditra manify .
Mikolokolo sy mitsabo ny hoditra mba tsy ho simba.
Mampalama tsara ny hodi-tava ary mampikatona maso-koditra.
Tena anti-rides très puissant kou izy ity satria tena betsaka calcium sy vitamine ny singa ao anatiny.

Noho izany ampiasao fa tena tsara bé io sady tena ilain’ny tarehy ny fanaovana masque in 1 na 2 isakerinandro.
MANJA MALANDY : NY TSIAMBARATELON’NY FAHAMANJANA

Manja Malandy

Les commentaires sont fermés.