2 others MANJAMANJA SY TANORA LALANDAVA FONA WA KI REFA MIARAKA AM MANJA MALANDY ee Ndao ndray ary isika amin’ity CRÈME ANTI-AGE FAST ACTION : manala tena farakizay haingana ny kentrona sy ny rides. Ny mampiavaka azy ity dia noho izy h

2 others
MANJAMANJA SY TANORA LALANDAVA FONA WA KI REFA MIARAKA AM MANJA MALANDY ee

Ndao ndray ary isika amin’ity
CRÈME ANTI-AGE FAST ACTION : manala tena farakizay haingana ny kentrona sy ny rides.

Ny mampiavaka azy ity dia noho izy haingampiasa bé.. satria tena manala tanteraka ny kentrona sy ny rides ao anatin’ny fotoana fohy monja
Manala haingana bé ny kentrona sy ny rides
Mampihenjana tsara ny hodi-tava ary manakana ny fipoitrany rides.
Manatanora tanteraka ny endrika ary tena mety tsara ho anareo izay efa zokinjokiny sy efa nahazohazo taona.
Manala miroraka am tarehy sy ny tenda .
Mitsabo tanteraka ny fahanteran’ny hoditra ..
Mampalandina ny hodi-tava ary mampikatona maso-koditra.
MANJA MALANDY : NY TSIAMBARATELON’NY FAHAMANJANA
CONTACT : 0346637028

Manja Malandy

Les commentaires sont fermés.