AFAKA MIHINANA MENAKA VE NY ZAZAKELY ENY manomboka ny faha enim-bolana! Ao anatin’ny menaka no ahitana ny BON GRAS, izay tena ilain zaza amin’ny fitombony vatany, ny taolany, indrindra ny atidoany Ny bon gras dia mitondra omega 3, omega 6, vitamine E. Ir

AFAKA MIHINANA MENAKA VE NY ZAZAKELY
ENY manomboka ny faha enim-bolana! Ao anatin’ny menaka no ahitana ny BON GRAS, izay tena ilain zaza amin’ny fitombony vatany, ny taolany, indrindra ny atidoany
Ny bon gras dia mitondra omega 3, omega 6, vitamine E.
Ireo menaka tsara ho an’ny zazakely:
Menaka avy @ zava-maniry toy ny :
Huile d’olive
Huile de tournesol
Huile de colza
Huile de lin
Huile de coco (pressée à froid)
Ny fampiasana sy ny fatra ny menaka:
Iray sotro kely ny fatra ilaina isan’andro ary arotsaka anaty sakafo efa voakarakara. Ny tena tsara dia sakafo masaka no asina menaka mba itazomana ilay bon gras !
Afaka jifainao manomboka izao ato aminay ny HUILE DE COLZA! 100ml 2500Ar
Mazotoa daholo ny zaza!

Koba Donga

Les commentaires sont fermés.