Aina Miray Rakotoarisoa Raha tiana ahomby ny fambolena izay atao dia akoatra ny rano masomboly dia ny zezika no anisany aina iray lehibe iakinan fambolena Mila fatarina koa anefa ny filan voly mb tsy ilazana fa tsy mahomby ny zezika iray Tsy voatery ampi

Aina Miray Rakotoarisoa
Raha tiana ahomby ny fambolena izay atao dia akoatra ny rano masomboly dia ny zezika no anisany aina iray lehibe iakinan fambolena
Mila fatarina koa anefa ny filan voly mb tsy ilazana fa tsy mahomby ny zezika iray
Tsy voatery ampizsa zezika simika lafobe anefa vao afaka hamokatra betsaka fa azonao atao ihany koa ny misafidy ny zezika tsara kalitao izay tsy mena mitahy @hafa
Zezika nutriplant organic plus fertiliser zezika bio zezika ranony ,zezika voatily iraisam pirenena mahafeno ireo karazana otrikaina rehetra ilain voly
Tsy manimba tany ,mamerina ny tany ho lasa natiora indray
Maro ireo tombotsoa azo @fampiasana azy
Manamora fitomboan voly fakany raviny tahony felany ary voany
Mety @karazana fambolena rehetra mamerina NY tany ho lasa natiora indray
Miaro ny fambolena @hain tany aretina ary ireo bibikely mpanimba ny voly
Mety @ireo karazana fambolena rehetra
Izao itatsika @sary izao fivoaran fambolena rehefa nofendrahana azy
Koa raha mahaliana anao ary dia midira MP @nay fa omena fahafaham po

Rakotoarisoa Her'nambina

Les commentaires sont fermés.