Aiza isika mitady tantely niaouli/miel de niaouli ? Inona aloha ilay niaouli? Kininin-drano ihany koa ny fiantso azy, eucalyptus no ahalalan’ny olona azy aty aminay Vatomandry aty. Ho an’ny mpanao « huile essentielle » dia ny raviny no ilaina. Ho an’ny reni

Aiza isika mitady tantely niaouli/miel de niaouli ? Inona aloha ilay niaouli? Kininin-drano ihany koa ny fiantso azy, eucalyptus no ahalalan’ny olona azy aty aminay Vatomandry aty. Ho an’ny mpanao « huile essentielle » dia ny raviny no ilaina. Ho an’ny reni

Aiza isika mitady tantely niaouli/miel de niaouli ?
Inona aloha ilay niaouli?
Kininin-drano ihany koa ny fiantso azy, eucalyptus no ahalalan’ny olona azy aty aminay Vatomandry aty.
Ho an’ny mpanao « huile essentielle » dia ny raviny no ilaina.
Ho an’ny renin-tantely kosa dia amin’ny felany no angalany ny mamimbony na « nectar » izay avadiny ho lasa mamin-tantely ilay hoanintsika.
Manana tsiro mampiavaka azy ny tantely niaouli ary maro ny soa azo avy aminy toy ny hoe fitsaboana ny kohaka,ny sery,ny gripa,ny fanaviana,sns
Ho anao izay mila tantely niaouli,azo antoka fa tsy mitapoka siramamy na rano dia afaka mamatsy anao izahay ka ireto avy ny fatra sy vidiny.
1L hatramin’ny 4L:20.000Ar/L
5L hatramin’ny 9L:18.000Ar/L
10L hatramin’ny 20L: 16.000Ar/L
Araraoty fa 100L ny stock disponibles amin’izao.
Midira mp ary izay mila, na miantso avy hatrany ny 034.90.760.96.
NB:marihina fa avy aty Vatomandry no misy ny tantely,dia misy avance 50% ho an’izay mila fa ireo vidiny voalaza eo ambony ireo dia efa vidiny tonga Tana(izany hoe anjaranay ny miantoka izay ahatongavany Tana fa frais de livraison manatitra azy any aminao no anao,raha toa ka tsy afaka maka azy eny Itaosy Ambohidrapeto ianao

Agri Ferme Mdh

Les commentaires sont fermés.