ALERTE NOUVELLES OFFRES RY RETO AHHH!!! TONGA NY OFFRES SANDWICH VAOVAO BEEEEEE !!!! 034 67 044 79 Raha hoy nareo hoe matsiro ilay sandwich anay hatreto dia inona izany no azo hilazana ny tsiron’ireto sandwichs hoavy ireto???? SATRIA TENA MAFILOTRA LOOO

ALERTE NOUVELLES OFFRES RY RETO AHHH!!!
TONGA NY OFFRES SANDWICH VAOVAO BEEEEEE
!!!!
034 67 044 79
Raha hoy nareo hoe matsiro ilay sandwich anay hatreto dia inona izany no azo hilazana ny tsiron’ireto sandwichs hoavy ireto????
SATRIA TENA MAFILOTRA LOOOTRA IZY IRETO NO SADY AMIN’NY VIDINY MIRARY!!!!
ENYYY!!! TENA MIRARY DIA MIRARY TOKOA SADY MATSIIIRO BEEE
Ireto ary ilay offre vaovao be:
Première photo: Sandwich 3 fromages
: 4000 ar
*Ingredients: Fromage dur+ fromage fondu+ sauce fromagère
Deuxième photo: Sandwich jambon fromage
: 5000 ar
*Ingredients: Fromage fondu+ sauce fromagère+ jambon ( misy kisoa na tsy misy izay safidinareo fa azo atao avokoa satria afaka soloina jambon de volaille manko ilay izy
, kanefa tianay marihina ihany fa ilay misy kisoa no mampivoka kokoa ny tsirony
).
Troisième photo: Sandwich jambon-oeuf-fromage
: 6000 ar ( Izany hoe toy ilay sandwich aux oeufs mahazatra iny ihany fa miampy fromage fondu+ sauce fromagère+ jambon( afaka atao tsy misy kisoa ihany koa
Ireo ary ny karazana sandwichs vaovao ehhh
Ka alefaso ary ny commanden-tsika dia entano hatrany ny namana eh!!!

Voahirana

Les commentaires sont fermés.