Amin’izao andro mafana be izao dia aleo zavatra mampangatsitsiaka indray no entinay ho anareo : Smoothie à la confiture Ramatoa Ny zavatra ilaina : – Ronono mangatsiaka 0.5 L – Glaçon 3 – Akondro 2 – Siramamy – Poudre de cacao. – Confiture tamarin RAMAT

Amin’izao andro mafana be izao dia aleo zavatra mampangatsitsiaka indray no entinay ho anareo : Smoothie à la confiture Ramatoa
Ny zavatra ilaina :
– Ronono mangatsiaka 0.5 L
– Glaçon 3
– Akondro 2
– Siramamy
– Poudre de cacao.
– Confiture tamarin RAMATOA.
Fikarakarana azy :
Ataovy anaty mixeur ny ronono, siramamy, akondro ary poudre de cacao kely ( iray sotrokely) ary mixeo mandrapaha levona tsara ireo akondro.
Alaivo ny vera lehibe, ary osory confiture tamarin RAMATOA ny sisiny ambony anatiny. Ataovy ao ihany koa ireo glacon ary araraho ao ilay ronono avy no-mixena.
Izay dia vita
Tadidio fa azonao jifaina eny amin’ny tranom-barotra, Noor Tower Ilafy, Proximarket Bypass ary Supermarché.mg ny confiture Ramatoa.

Ramatoa

Les commentaires sont fermés.