Ampy ivelomanao tsara ireto fampianarana maro isankarazany ireto isankarazany ireto: -Fanamboarana pâte gasy -Fiompiana akoho manatody lava, akoho gasy, bitro, tantely,poulet de chair, gana, trondro, ary kisoa -Fambolena légumes -Fanamboarana gateaux isan

Ampy ivelomanao tsara ireto fampianarana maro isankarazany ireto isankarazany ireto:
-Fanamboarana pâte gasy
-Fiompiana akoho manatody lava, akoho gasy, bitro, tantely,poulet de chair, gana, trondro, ary kisoa
-Fambolena légumes
-Fanamboarana gateaux isankarazany
-Fampianarana Cash point
-Fampianarana mahandro sakafo gasy
-Fampianarana manao savony ( vovo-tsavony, savony vaingany, liquide vaisselle)
-Fampianarana boulangerie( mofo dipaina, sns…), snack…
Marihana fa amin’ny teny malagasy daholo izy rehetra ireo am vidiny 7.000ar
Raha mahaliana ianao izany dia mandefasa hafatra miafina na am commentaire hoe: « Pack pdf » de ho valiana ianao

Boky Pdf

Les commentaires sont fermés.