Anandrano an-tanety (cresson de jardin), Betterave, karoty(Carotte), Celeri, Chou fleur, Laisoa (Chou pommé), Tongolo maintso (Ciboulettte), Kotmila (coriandre), Endive, Epinard, Fenouil, Haricot vert, Radis, Tsaramaso (haricot), Thym, Salady, Menthe, Nav

Anandrano an-tanety (cresson de jardin), Betterave, karoty(Carotte), Celeri, Chou fleur, Laisoa (Chou pommé), Tongolo maintso (Ciboulettte), Kotmila (coriandre), Endive, Epinard, Fenouil, Haricot vert, Radis, Tsaramaso (haricot), Thym, Salady, Menthe, Navet, Oseille, Persil, Poivron, Petsay, Petit pois, Ovy (pomme de terre)…
– Raha hiasa ny tany, fanasiana zezika, famindrana, fambolena tahon-java-maniry dia ny faha 1 aprily hatramin’ny 13 aprily 2024 no fanaovana ireo asa ireo amin’ity volana ity.
– Ny famazana ny voa, fiavana, sy fievona dia ny 16,17,26,27 aprily 2024 ( voly mandravina: anana, salady, oseille,…), 18 aprily 2024 no tsara indrindra amin’ity volana ity ny mamboly voly mamoa ( tsaramaso, haricot vert,…), 21,23 aprily 2024 no tsara indrindra ny mamboly voly mamody amin’ity volana ity (ovy, radis,…)
NB : TSY AZO ATAO KOSA NY MIKITIKA FAMBOLENA NY 7,8,19,20,22 APRILY 2024.
Filan-kevitra : mp na 034 85 523 27
Tantsaha sy ny tontolony
Fambolena sy fiompiana

Tantsaha Sy Ny Tontolony

Les commentaires sont fermés.