Averiko foana madrakariva fa raha tiana ahomby sy ahita vokatra tsara @fambolena izay atao dia ny zezika no aina iray lehibe iakinan fambolena Mila fatarina anefa ny filan voly ny toe tany ary mila masomboly voafatina mba tsy ilazana fa tsy mahomby ny zez

Averiko foana madrakariva fa raha tiana ahomby sy ahita vokatra tsara @fambolena izay atao dia ny zezika no aina iray lehibe iakinan fambolena
Mila fatarina anefa ny filan voly ny toe tany ary mila masomboly voafatina mba tsy ilazana fa tsy mahomby ny zezika iray
Tsy votery ividy zezika simika lafobe anefa ianao vo afaka hamokatra betsaka fa azonao atao ny misafidy ny zezika tsara kalitao izay tsy mena mitahy @hafa
Zezika bio ranony nutriplant organic plus fertiliser
Zezika voatily iraisam pirenena mahafeno ireo karazana otrikaina rehetra ilain voly
Mety @toe tany rehetra tsy manimba tany fa mamerina ny tany ho lasa natiora indray
Mety @fambolena rehetra
Manatsara kalitao vokatra
Manamafy fambolena iatrika ny hain tany sy ireo bibikely mpanimba ny voly
Manatsara fitomboan voly fakany raviny tahony felany ary voany
Azo antoka ho avo 3 heny mihoatra ny mahazatra ny vokatra raha arahinao tsara ny fomba fampiasana azy
Aza misalasala ary mifadray anay @hafatra miafina raha mahalina anao fa omenay fahafaha po

Herinamby Irielah

Les commentaires sont fermés.