Aza adino ny mihinana voankazo sy legioma isan’andro, mba ho salama tsara foana. Afaka manantona anay koa ianao fa manana karazana salades ara-pahasalamana nefa mafilotra izahay, afaka ampiarahanao amin’ny jus de fruit mamelona tsara . Maivamaivana ery

Aza adino ny mihinana voankazo sy legioma isan’andro, mba ho salama tsara foana.
Afaka manantona anay koa ianao fa manana karazana salades ara-pahasalamana nefa mafilotra izahay, afaka ampiarahanao amin’ny jus de fruit mamelona tsara
. Maivamaivana ery amin’izao andro mangatsiaka izao.
Ety Anosizato, immeuble SANTILO, 2éme étage Leader Price no misy anay.
Raha livraison no mety kokoa aminao, dia afaka manao commande amin’ny MP na miantso ny 034 56 297 39.
#Frutiss&Lego #Sakafo #Arapahasalamana #santé #conseil

Razakalalao Bertine

Les commentaires sont fermés.