Bonjour be dia be nareo no manotany hoe tsy mandefa faritra ve ? Tsy simba ve ? Valiny: * handefa ny faritra isika, izao ny conditon : Alefanao ny payement sy frais de livraon makeny any amin’ny cooperative dia atao PA ny etana * tsy simba io tompoko fa

Bonjour be dia be nareo no manotany hoe tsy mandefa faritra ve ? Tsy simba ve ?
Valiny:
* handefa ny faritra isika, izao ny conditon :
Alefanao ny payement sy frais de livraon makeny any amin’ny cooperative dia atao PA ny etana
* tsy simba io tompoko fa efa nataonay amin’ilay mety tehirizina ela satria efa maina tsara
Raha tsisy frigo ianao dia 4 à 5j ny afaka hitehirazana azy raha misy frigo mo na ela be aza tsisy hoe zao jour
Demain 8 sachet de 150g disponible reserveo androany zao dia efa lasa vao manotany indray hihihi
Afaka mandefa amin’ny kg
1kg 11000 ar
1/2 kg 6000 ar
150g 1500 ar
Afatao nouille ilay pâte
Atody foana ny base ny antsika
Efa ho avy ko ny vantan sns fa alefatsika miandalana eo
Commande 1j en avant
Recuperation tsiadana eo amin’ny espace dera na MM24
Mp ou 0333312345
Mirary soa dia oroka mamy eh

Priscah Radyh Naomie

Les commentaires sont fermés.