Bonjour Tamatave – Te hahay hahandro ve enao nefa tsy mahita toerana hianarana – Leo an’ilay mividy vita nefa tsy afa-po Izahay ato amin’ny Institut Supérieur Mixte Loharano Toamasina -ISMLT dia faly manolotra ho anareo formation  »DES DIVERS IDÉES PO

Bonjour Tamatave – Te hahay hahandro ve enao nefa tsy mahita toerana hianarana – Leo an’ilay mividy vita nefa tsy afa-po Izahay ato amin’ny Institut Supérieur Mixte Loharano Toamasina -ISMLT dia faly manolotra ho anareo formation  »DES DIVERS IDÉES PO

Bonjour Tamatave
– Te hahay hahandro ve enao nefa tsy mahita toerana hianarana
– Leo an’ilay mividy vita nefa tsy afa-po
Izahay ato amin’ny Institut Supérieur Mixte Loharano Toamasina -ISMLT dia faly manolotra ho anareo formation  »DES DIVERS IDÉES POUR PICK NIQUE  » ny alahady 12 Mai ho avy izao a partir de 10h , izay hianaranao an’ireto :

Des salades
1- Salade de pâte
2- Salade de pommes de terre
3- Salade gourmande
4- Salade charcutier

Des chandwich
1- Sandwich de poulet à l’orientale
2- Sandwich Parisienne
3- Sandwich Américain
4- Sandwich indien  »shawarma plusieurs recettes de pâte  »

Des pâtes
1- Spaghetti aux sésame à la crevettes
2- Mine sao spécial
3- Mine sao frit à la Mauricienne et poulet croustillant
4- Tagliatelles façon carbonara et sa croquette de boeuf
#aza hadino fa misy ny BONUS
_Kimo à l’indien et plusieurs idées des jus naturel

Toerana hianarana aty am centre de formation professionnelle ambadika ny saint Paul na en face FDC mangarivotra
Ho an’izay mila fanazavana fanampiny aza misalasala mandefa message privé  »MP » na miantso mivantana amin’ny laharana 034 03 498 71
Tongava maro fa tsara ny mahay zavatra

Andriamahazosoa Anna

Les commentaires sont fermés.