Boucherie & Charcuterie Tia’nay Ianareo ve tsy mahatsapa hoe ela be ilay manao masikita indrindra fa ilay manatsofoka amin’ny hazo ? Soa fa efa misy mivarotra amin’ilay efa vita dia mba tsy lany andro intsony manamboatra azy Ouuf afa-pasahiranana indray

Boucherie & Charcuterie Tia’nay
Ianareo ve tsy mahatsapa hoe ela be ilay manao masikita indrindra fa ilay manatsofoka amin’ny hazo ?
Soa fa efa misy mivarotra amin’ilay efa vita dia mba tsy lany andro intsony manamboatra azy
Ouuf afa-pasahiranana indray izany aloha dia manam-potoana hanaovana raharaha hafa rehefa fety
Mbola afaka misafidy karazany maro ianareo raha ato amin’ny Boucherie & Charcuterie Tia’Nay no mividy azy
Ny misy anay ?
Analamahitsy akaikin’ny Marie Stella
Mahazo ampitan’ny pharmacie RN2
Sabotsy eo amin’ny arrêt akaikin’ny poissonnerie Manda
Alefaso Mp ary na amin’ny 034 25 478 47 ny commande !
Afaka manao livraison izahay
#BoucherieCharcuterieTiaNay #Masikita #Brochette #TsyMisahirana #Sabotsy #Analamahitsy #Mahazo

Nancy Rasamoely

Les commentaires sont fermés.