Chéri malala-ndry iny ndray no hanaparana ny toetra Rasoherina kely rehefa mitaky ny hanoanana Hihihi Courage à tout les Chéris fa tsy moramora anie rehefa noana izahay vehivavy e! Team Rasoherina ! Ndao isika aloha mba hisaotra an’i #bae na i

Chéri malala-ndry iny ndray no hanaparana ny toetra Rasoherina kely rehefa mitaky ny hanoanana
Hihihi
Courage à tout les Chéris fa tsy moramora anie rehefa noana izahay vehivavy e!
Team Rasoherina !
Ndao isika aloha mba hisaotra an’i #bae na i #vadymalala amin’izao hakatoky ny Saint-Valentin izao fa mihezaka manao izay mety izy e!
Bisous mamy be hoe

Samiflo

Les commentaires sont fermés.