Coucou doly Iza ndray no te hizara mamikely hoan’ny fahatongavan’ny fetin’ny reny ! Mandray commande gâteau ihany koa ny Natty traiteur, mis isan-karazany ze tianareo. indrindrindra amin’izao fêtes des mères izao dia afaka atao hampifalifaly an’i neny. Mi

Coucou doly
Iza ndray no te hizara mamikely hoan’ny fahatongavan’ny fetin’ny reny !
Mandray commande gâteau ihany koa ny Natty traiteur, mis isan-karazany ze tianareo. indrindrindra amin’izao fêtes des mères izao dia afaka atao hampifalifaly an’i neny.
Misy isan-karazany :
– gâteau tsotra : 5000ar/portion
– A partir de 7000ar /portion kosa ny gâteau aux fruits, au chocolat (forêt noir na opéra), Entremets (mousse au chocolat/ na vanille au coco
Mandefasa mp raha mila fanzavana fanampiny na hanao commande. Afaka miantso ny laharana : 0341039295.

Natty traiteur

Les commentaires sont fermés.