coucou Mbola misy matadidy tsara vé ‘lay tsirona saucisse matsiro be ahitana tsiro « Salami » ato amin’ny Boucherie CELIN , mbola tsy niova ary vao maika miha_tsara hatrany Akaiky ‘zao ny fetin’ny Reny anh, azontsika atao tsara ny manao laoka matsiro h

coucou
Mbola misy matadidy tsara vé ‘lay tsirona saucisse matsiro be ahitana tsiro « Salami » ato amin’ny Boucherie CELIN
, mbola tsy niova ary vao maika miha_tsara hatrany
Akaiky ‘zao ny fetin’ny Reny anh, azontsika atao tsara ny manao laoka matsiro hoan’i Neny
,aza adino ny mandalo na mitsidika anay ety Anosizato
, manao livraison ihany koa izahay!
Mardi au Samedi
*Saucisse spécial porc
*Saucisse spécial à l’ail
*Saucisse spéciale Toulouse
*Saucisse spécial Gasy
*Saucisse fumée
Lieu: Anosizato Andrefana
Repère: Station shell, route sens unique Ambanimaso vers Ankadivoribe.
Livraison: Mardi au samedi
Tel: 0341729053/0342818012

Rianah Steffy

Les commentaires sont fermés.