Cuisson parfaite Raha tianao ho tsara hendy ny hen’omby na ny steak, dia tsara raha atao eo ambony afo malefaka mandritra ny 6 minitra eo avy ny lafiny roa, amin’ny hafanana manodidina ny 70-75°C. Mino izahay fa nanampy anao izay toro-hevitra kely izay.

Cuisson parfaite
Raha tianao ho tsara hendy ny hen’omby na ny steak, dia tsara raha atao eo ambony afo malefaka mandritra ny 6 minitra eo avy ny lafiny roa, amin’ny hafanana manodidina ny 70-75°C.
Mino izahay fa nanampy anao izay toro-hevitra kely izay.
Raha mila hena ara-pahasalamana sy azo antoka, dia aza misalasala manantona anay.
Mahazo en face pharmacie RN2
Analamahitsy eo aloha kelin’ny centre médical Marie stella
Sabotsy namehana akaikin’ny Poissonnerie Landa eo amin’ny arrêt bus sabotsy
Ary misokatra ny:
Alatsinainy- Asabotsy: 08 ora maraina- 05 ora hariva
Afaka manao livraison ihany koa anefa izahay an, manasa anao handefa MP na hiantso ny : 034 25 478 47.
#BoucherieTianay #Viande #Boeuf #Steak #Cuisson #Astuces

Razakalalao Bertine

Les commentaires sont fermés.