Efa volana JONA izao, efa ho avy ilay FIOFANANA FIOMPIANA AKOHO GASY, sao tara Ho anao izay maniry hisehatra ao anatin’ny fiompiana akoho gasy, fantaro fa : Amin’ny 17 Jona ho avy izao ny fiofanana mahakasika ny fiompiana akoho gasy. Hianaranao ireo tsar

Efa volana JONA izao, efa ho avy ilay FIOFANANA FIOMPIANA AKOHO GASY, sao tara
Ho anao izay maniry hisehatra ao anatin’ny fiompiana akoho gasy, fantaro fa :
Amin’ny 17 Jona ho avy izao ny fiofanana mahakasika ny fiompiana akoho gasy.
Hianaranao ireo tsara ho fantatra rehetra, sy ireo fanalahidy hampahomby anao ao anatin’ny fiompiana akoho gasy izany.
Misorata ary anarana dieny izao, fa ho anao mihintsy no nanaovana ity fiovanana ity.
Aza miandry ela, fa voafetra ny toerana.
Manasa anao handefa MP na hiantso avy hatrany ny : 034 50 067 89 raha hisoratra anarana na mila fanazavana fanampiny mahakasika izay.
#MalagasyMandroso #Fiofanana #Formation #Fiompiana #Akohogasy

Miaro Aina Tendriniavo

Les commentaires sont fermés.