FA MANINONA MOA NO VOSIRINA NY AKOHO LAHY? IREO ANTONY EFATRA: ———————————————————- 1. Ny akoho lahy tsy mivositra dia antony mahatonga azy hahery setra amin’ny namany sy ny manodidina. Ny famosirana azy noho izany di

FA MANINONA MOA NO VOSIRINA NY AKOHO LAHY? IREO ANTONY EFATRA:
———————————————————-
1. Ny akoho lahy tsy mivositra dia antony mahatonga azy hahery setra amin’ny namany sy ny manodidina. Ny famosirana azy noho izany dia mampitony ny akoho lahy halefaka.
2. Manatsara ny kalitaon’ny hena ny famosirana akoho lahy, izay lasa manana hena malefaka sy mamy kokoa noho ny akoho tsy voavositra izy.
3. Mampilamina ny fitantanana ny fiompiana ny famosirana azy satria manafaka ireo ady sy korontana fataon’ny akoho mahazatra.
4. Farany, dia manafaingana ny fanatavezana ny akoho lahy ny famosirana azy.
Na izany aza, zava-dehibe ny manamarika fa ny fanaovana azy dia tokony hataon’ny Veterinera mahafeno fepetra sy mahay.
HASAIKO IANAO HANARAKA NY PEJY, RAHA TE HAHARAKA TEKNIKA MARO
– Malagasy Mandroso
– Tranombarotra LIDA Anosibe
– Randriamahasahana Edson

Vétérinaire Dokoteram-biby

Les commentaires sont fermés.