FIOFANANA VAOVAO Te hanangana ny orinasanao manokana ianao ? Ireto fiofanana ho avy ireto tena hanampy anao ho amin’izany : 3 Jona 2024 : FORMATION FANODINANA SOJA: Fromage, tofu, yaourt, solonkena, crème fraiche, ronono soja, mayonnaise, dobera, saosy

FIOFANANA VAOVAO
Te hanangana ny orinasanao manokana ianao ?
Ireto fiofanana ho avy ireto tena hanampy anao ho amin’izany :
3 Jona 2024 : FORMATION FANODINANA SOJA: Fromage, tofu, yaourt, solonkena, crème fraiche, ronono soja, mayonnaise, dobera, saosy soja sns
4 Jona 2024 : FORMATION FANAMBOARANA SAVONY, savoka, labozia, savony gasy, savony ranony, vovontsavony, sns
5 Jona 2024 : FORMATION FAMOKARANA CHARBON ECOLOGIQUE.
Alamino dieny izao ary ny programme, dia manasa anao hisoratra anarana, fa mandalo ihany ny fiofanana toy izao.
Raha hisoratra anarana, dia manasa anao handefa MP na hiantso mivantana ny : 034 50 067 89.
#MalagasyMandroso #Fiofanana #Fahombiazana

Miaro Aina Tendriniavo

Les commentaires sont fermés.