FOMBA FITSITSIANA VOLA TENA EFFICACE ! Tsapanao ve fa betsaka loatra ny dépense anao amin’ny fividianana arina fandrehitra ? Fantaro ary fa tany, potika fako , vovoka saribao , akofa , baoritra ary taratasy miampy akora hafa dia ahafahanao manamboatra cha

FOMBA FITSITSIANA VOLA TENA EFFICACE !
Tsapanao ve fa betsaka loatra ny dépense anao amin’ny fividianana arina fandrehitra ?
Fantaro ary fa tany, potika fako , vovoka saribao , akofa , baoritra ary taratasy miampy akora hafa dia ahafahanao manamboatra charbon vert izay tena mitsitsy be.
Izay laninao amin’ny fividianana saribao iray gony dia mety hahavitanao manamboatra charbon vert hatramin’ny fito gony be izao !
NY TALATA 13 FEBROARY 2024
FIDIRANA: AMIN’NY 08:30 MARAINA
Tapitra hatreo ny fandaniana mihoam-pampana raha mianatra manamboatra azy ato aminay ianao .
MALAGASY MANDROSO
Tranombarotra LIDA ANOSIBE
034 50 067 89
MALAGASYMANDROSO
TRANOMBAROTRALIDA
#CHARBONVERT #CharbonMora #TsyMandanyVola

Fiompiana Fiofanana

Les commentaires sont fermés.