Fomba hitehirizana ny akondro Raha toa ka tsy lanintsika tamin’ilay andro nividianana azy iny ny akondro na koa hoe tsy maintsy novidiana aloha kokoa dia aza manahy fa misy karazana hevitra tsotra afaka hitehirizana azy ireny ho maharitra nefa tsy malemy

Fomba hitehirizana ny akondro
Raha toa ka tsy lanintsika tamin’ilay andro nividianana azy iny ny akondro na koa hoe tsy maintsy novidiana aloha kokoa dia aza manahy fa misy karazana hevitra tsotra afaka hitehirizana azy ireny ho maharitra nefa tsy malemy be aingana
Ahantona amin’ny tady mba tsy hifanindry (hifanitsaka) ilay akondro
Saromana amin’ny papier film na papier aluminium ilay tahony
Mampiadana ny famokaran’ilay akondro « éthylène » ireo teknika ireo
Éthylène: « gaz » manafaingana ny famasahan’ilay akondro

Delicia food

Les commentaires sont fermés.