FORMATION MAHAKASIKA NY FIOMPOANA Iza ilay efa te hiroso ela tao anaty fiompiana nefa mbola misalasala ? Manolotra formation ho anareo izahay amin’ny volana Jona ho avy izao, izay tena hanampy hisehatra amin’io tontolo io. Ireto avy ary : Fiofanana (nat

FORMATION MAHAKASIKA NY FIOMPOANA
Iza ilay efa te hiroso ela tao anaty fiompiana nefa mbola misalasala ?
Manolotra formation ho anareo izahay amin’ny volana Jona ho avy izao, izay tena hanampy hisehatra amin’io tontolo io.
Ireto avy ary :
Fiofanana (natsaraina) FIOMPIANA AKOHO GASY : 17 Jona 2024
Fiofanana FIOMPIANA KISOA : 18 Jona 2024
Fiofanana FIOMPIANA POULET DE CHAIR : 19 Jona 2024
Anao sisa ny safidy, fa efa omena anao ao anatin’io fiofanana io ny toro-lalana sy fanalahidy rehetra hampahomby anao ao anatin’ny fiompiana.
Raha liana ary, dia manasa anao hanoratra anarana aingana fa vetivety dia ho feno ny toerana.
Afaka mandefa MP na miantso mivantana ny 034 50 067 89
#MalagasyMandroso #Fiofanana #Fiompiana #Fahombiazana

Miaro Aina Tendriniavo

Les commentaires sont fermés.