FROMAGE FONDU fait maison Zavatra ilaina: ronono 1,5l Citron 3 sotro Beurre 60g vovodronono 40g fromage vache qui rit 2 sira ( zay fatra tinao) Azo asina hanitra sakafo isankarazany( tongolo gasy….) FIKARAKARANA : Ampangotrahana ny ronono, vao mangorov

FROMAGE FONDU fait maison
Zavatra ilaina:
ronono 1,5l
Citron 3 sotro
Beurre 60g
vovodronono 40g
fromage vache qui rit 2
sira ( zay fatra tinao)
Azo asina hanitra sakafo isankarazany( tongolo gasy….)
FIKARAKARANA :
Ampangotrahana ny ronono, vao mangorovitsika iny an, dia araraka ny jus de citron 3 sotro, aroarohana ary rehefa mitanbaingana ilay ronona ka misaraka ilay rano aminy dia esorina ambony afo.
Tsihifina ary tsy asina rano mihitsy ilay vaingana ronono.
Rehefa izay dia atao anaty mixer avokoa ny vaingana ronono ,dibera, vovodronono, fromage vache qui rit, sira ,
Mixer-na izy rehetra
Vita ny FROMAGE FONDU ô!!!!!
Azo tehirizina anaty frigo 15j
Mirary anao mba hanandrana hikarakara, sitrakay ihany koa ny hizaranao ny tombotsoa ho an’ny hafa
#RADIO OASIS 106.4 fm Mimi et Naly

Harinivo Haja

Les commentaires sont fermés.