Hizara fanaovana mofo akondro indray isika. Zavatra ilaina : Farine 200g Koba vary 150g Levure chimique 1 cac Sucre 50g Rano matimaty izay ahazoana pâte marihitra tsara Asiana temps de pause 1h Endasina amin’ny menaka mafana Vita a!

Hizara fanaovana mofo akondro indray isika.
Zavatra ilaina :
Farine 200g
Koba vary 150g
Levure chimique 1 cac
Sucre 50g
Rano matimaty izay ahazoana pâte marihitra tsara
Asiana temps de pause 1h
Endasina amin’ny menaka mafana
Vita a!

Jafan Razafimahazo

Les commentaires sont fermés.