Hoantsika eto ANTSIRABE : FIOFANANA manamboatra savony isankarazany, loko samihafa, vinaigre, ny sabotsy 6avril amin’ny 8h30 eto amin’ny Les Fioretti Andranonahoatra akaikinny Hôpital Marokana : Ireto no hianarana: 1✓savon de menange qualité 2✓

Hoantsika eto ANTSIRABE : FIOFANANA manamboatra savony isankarazany, loko samihafa, vinaigre, ny sabotsy 6avril amin’ny 8h30 eto amin’ny Les Fioretti Andranonahoatra akaikinny Hôpital Marokana : Ireto no hianarana: 1✓savon de menange qualité 2✓

Hoantsika eto ANTSIRABE :
FIOFANANA manamboatra savony isankarazany, loko samihafa, vinaigre, ny sabotsy 6avril amin’ny 8h30 eto amin’ny Les Fioretti Andranonahoatra akaikinny Hôpital Marokana :
Ireto no hianarana:
1✓savon de menange qualité
2✓Savon pour visage
3✓liquide vaisselle qualité
4✓ shampooing natoraly
5✓ vinaigre blanc
Vinaigre Rouge
6 ✓ vovo -tsavony
7✓ peinture a l’eau lavable
8✓ peinture a l’huile haute gamme
9✓ Enduit lissage
10✓vernis a bois
11✓vernis standard ciment na gorodona .

Sarany:
2 alina fotsiny ny saran’ireo rehetra ireo ary handray anjara amin’ny loka faha-25 taonan’ny Association Fleur Bleue ny 40 mandoa vola mialoha ka homena akora fanaovana savony complet ny 3 tsara vitana ary ranontsavony 10l isan’olona ny 3 hafa.

Aorian’ny fiofanana dia afaka miasa avy hatrany ianao ary hotolorana attestation izay mila izany.

Misorata anarana malaky sao tara indray fa voafetra hatrany ny toerana mba hampahomby ny fampiofanana !

Izay Liana amin’ny fanamboarana fromage, cuisine, pâtisserie, charcuterie, fanodinana voankazo, fiompiana sy fambolena sns… dia entanina hiantso anay

Ankino amin’ny mpampiofana matihanina ny hoavinao mba ho tafita sy tsy ho very fotoana sy vola ianao

Filan-kevitra :
0341591925
0331966730

« Izay tia fiofanana tsy maintsy mivoatra »

Narindra Mamy

Les commentaires sont fermés.