IREO EFA NANJIFA KA MAHAFANTATRA TSARA NY ATAO HOE: »Miel de Niaouli »dia manaiky fa tena izy ireto amidinay ireto Tsara ho fantatra fa matanjaka kokoa ny azy ny herin’ireo singa manampy ny hery fiarovan’ny vatantsika hiady @virus. Manatsara ny torimaso Mam

IREO EFA NANJIFA KA MAHAFANTATRA TSARA NY ATAO HOE: »Miel de Niaouli »dia manaiky fa tena izy ireto amidinay ireto
Tsara ho fantatra fa matanjaka kokoa ny azy ny herin’ireo singa manampy ny hery fiarovan’ny vatantsika hiady @virus.
Manatsara ny torimaso
Mampihena ny fiazakazaky ny fahanterana ny fihinanana azy matetika.
Manatsara ny fiasan’ny fo
Mety amin’ireo tsy mahazo mihinana siramamy,ka mahazo mihinana tantely kosa.
Betsaka ny soa mety ho azo avy @Niaouli,ohatra hoe ny »Huille essentiel de Niaouli,Baume Niaouli »sns.
Efa ato @reto tantely Niaouli ireto ny akamaroan’ireo soa entin’izany Hazo Niaouli izany
Ka noho izany dia tsy diso izahay raha milaza hoe :mbola mirary ny vidina tantely pur Niaouli ato aminay.
Vidiny antsinjarany =17000Ar/L
Vidiny maka maro manomboka 5 litres efa natao 14000Ar/litrs.
Ny iray bidon zany dia 280000Ar/20Litres.
Frais de livraison =3000Ar fa mety hiovaova arakaraky ny toerana sy ny toe-javatra.
Koa aza misalasala ary ny miantso na mandefa sms aminay raha hanaterana ianao tompoko,na dia hanontany ny andinindininy fotsiny aza,na koa mba te hiady varotra.
0348648488

Mpivarotra Tantely Tena Izy

Les commentaires sont fermés.