IRETO MISY ASA TENA AFAKA ATAONAO ASA FIVELOMANA SY HAMORONANA ASA MAHARITRA, IANTOHANAY NY FAHAFEHEZANAO AZY Natao ho an’ny olona tena hanao zavatra ity, satria tsy maintsy hampiofaninay théorie sy Pratika ny mpiofana tsirairay ka tsy mody raha tsy maha

IRETO MISY ASA TENA AFAKA ATAONAO ASA FIVELOMANA SY HAMORONANA ASA MAHARITRA, IANTOHANAY NY FAHAFEHEZANAO AZY
Natao ho an’ny olona tena hanao zavatra ity, satria tsy maintsy hampiofaninay théorie sy Pratika ny mpiofana tsirairay ka tsy mody raha tsy mahay
Alatsinainy 24 jona 2024:
Fanodinana ny soja: fanamboarana tofu, fromage, yaourt, ronono soja, yao, crème fraîche, dobera, saosy soja, sns
Talata 25 Jona:
Formation crochet gratuite: Ilay fototra 7 iaingan’ny asa crochet
Alatsinainy 1 Jolay:
Fanamboarana Paty gasy, Macaroni, Cacapigeon, Pizza, Tacos ary PAO .
Talata 2 Jolay:
Formation Crochet: Fananganana paoketra, satroka, décoration, akanjo sns
Alarobia 3 Jolay:
Formation charbon écologique sy couveuse baoritra
Alakamisy 4 Jolay:
Fanamboarana savony samihafa, savoka, labozia, ranontsavony sns
Toerana: Tranombarotra LIDA Anosibe
Fidirana: amin’ny 08:30 maraina
034 50 067 89
AZA HADINO, MILA TRAIKEFA NY FAHOMBIAZANA, MISORATA ANARANA MIALOHA TOMPOKO, HAHAZOANAO IREO FANAZAVANA FENO
#MPIARAMIASA:
– Malagasy Mandroso
– Tranombarotra LIDA Anosibe

Vétérinaire Dokoteram-biby

Les commentaires sont fermés.